Source Multi-langues

Source Multi-langues

Share

Institut Multilingues

🇲🇬🇨🇳🇺🇸🇩🇪

03/06/2026

🇨🇳“求人不如求己” = Qiú rén bù rú qiú jǐ
🇲🇬ALEO MITOKY AMIN’NY TENA TOY IZAY AMIN’NY HAFA

☺️ Ao anaty vidéo ary ny fanazavana

Mamorona ary fehezan-teny amin’ny alalan’io ohabolana io.

01/06/2026

☺️Andao indray hiara hamantatra ny dikan’ity fehezan-teny iray ity.

😁 Mirary herinandro mafinaritra ho antsika.

29/05/2026

🇺🇸 Learn with us

28/05/2026

🤗 Hafatra kely ho an’ny mpianatra teny sinoa.

🫡 加油,继续学习

21/05/2026

🇩🇪Fomba fiarabana hafa ankoatran’ny “Hallo” amin’ny teny Allemand.

20/05/2026

😂 Manasa hihinam-bary serii kely eee !

Raha avadika amin’ny fiteny samihafa

19/05/2026

🛑 Erreur à ne plus refaire ho an’ny mpianatra teny sinoa

☺️ Aza adino ary manaraka ny pejy raha mahaliana anao ny toro-hevitra toy izao

18/05/2026

🇺🇸 Fampianarana Teny Anglisy

Araho isaky ny Alatsinainy ao amin’ny RECORD TV amin’ny fandaharana La Matinale

14/05/2026

Raha ito discours nataon’ny filohan’i Chine : Xi Jinping 🇨🇳 tamin’ny fihaonana nisy tao Beijing niarahany tamin’ny filoha Amerikanina : Donald Trump ito dia hatraiza no hainao amin’ny voambolana ampiasainy ?

13/05/2026

Ahhh, ce sentiment 😌

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

LOT IVT 52 Tsaramasay
Antananarivo
101