Zaza Ratsy
🎤 Zaza Ratsy | Hira & Guitare
🔥 Mozika avy amin’ny fo, vibes tsy hay hadinoina
➡ Araho raha toa ka tsy mapaninona anao fa tsy ho diso fanantenana ianao.
🔥 Rehefa ny fo no miteny, ny feo tsy diso lalana ❤️🎶
🌟 Ny hira tsy hoe fanatanjahan-tena fotsiny, fa fihetseham-po mandresy lahatra 💥🎵✨ ( akafizo ary mba omeo Note Kely indray na de tsy lafatra aza io😊🔥🤟(1-10)
Aza mijery fotsiny, midira ao amin’ny fiainantsika mozika ary manaraka ny ! 🎸
🎸 Souvenir t@ 2025… ( tsy de nahay parole ☺️✨ )
Na dia taloha aza ilay vidéo, mbola velona hatrany ny feon’ny guitare sy ny hira 🎶
✨ Raha tianao ny vibe, araho ny pejy Zaza Ratsy
Ary mba mba omeo Note hoe firy sur 10 🙏✨ (1-10) ! 🔥🎤
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101