Bar Chez Ioby 974
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bar Chez Ioby 974, Bar & Grill, Atsimondrova (La place), Ambatondrazaka.
31/05/2026
🥥🌴 COCO FRAIS DISPONIBLE IZAO! 🌴🥥
🔥 Vaovao ato amin'ny Bar Chez Ioby 974 🔥
Mitady zava-pisotro voajanahary sy mamelombelon’aina amin'izao hafanana izao? Tonga dia andramo ny COCO FRAIS vao tonga!
🥥 Non glacé : 4.500 Ar 🧊 Glacé : 5.000 Ar
✅ 100% naturel ✅ Tsiro tena coco fraîche ✅ Azo sotroina eo an-toerana na entina
📍 Bar Chez Ioby 974 📅 Disponible isan'andro mandra-pahatapitry ny stock.
👉 Tongava manandrana ary asio mention ny namanao tia coco frais!
🥥🧊🍹
30/05/2026
Ianareo sisa andrasana an🎊🎊
Tongava maro fa hafana ity lalao ity⚽️⚽️⚽️
FINAL CHAMPIONS LEAGUE
🔵PSG vs ARSENAL🔴
29/05/2026
⚽🔥 GRAND ÉVÉNEMENT AU Bar Chez Ioby 974 🔥⚽
📢 DEMAIN EN DIRECT SUR GRAND ÉCRAN
🏆 FINALE UEFA CHAMPIONS LEAGUE 2026
🔴 Arsenal 🆚 PSG 🔵
📍 Rendez-vous au Bar Chez Ioby 974
🍻 Ambiance 100% football
📺 Projection géante en direct
🎶 Bonne musique • Boissons fraîches • Atmosphère de folie
⏰ Coup d’envoi : 19h00
🔥 Venez vibrer avec nous pour la plus grande affiche européenne !
✅ Entrée ouverte à tous
🍺 Whisky • Bières • Cocktails • Snacks disponibles
⚽ Qui va soulever la coupe ?
📣 Venez supporter votre équipe au Bar Chez Ioby 974 !
14/05/2026
🍺Vaovao be ho anareo mpankafy! 😎
Efa misy Girafe Bière izao ato amintsika manomboka androany.
⭐️Vidiny: 35.000 Ar fotsiny.🤩
⭐️VIP: 45.000 Ar 🤑
Tongava maro! 🍻✨
08/05/2026
🎉✨ CADEAU DU JOUR CHEZ Ioby 974✨🎉
Hizara cadeau ho anareo izahay androany🎁
🍾 BON D’ACHAT DE 50 000 Ar
➡️ ho an’ny table ambony addition indrindra💸🔥
🎤 CONCOURS KARAOKÉ
Olona 2 no ahazo cadeau🎶
🥇 1er PRIX :
👜 1 sac + 💵 20 000 Ar
🥈 2e PRIX :
👜 1 sac
Tongava maro tse gona a!!
Taomy ny namana😊
08/05/2026
🔥Androany ny Fotoana🔥
🎤🍻 CHEZ IOBY 974 🍻🎤
🍺 Promo spéciale 🥰
🎉 Tongava Manalazy.. 🤑
📍 Chez Ioby 974
⏰ Ouvert à 15h
🔥 KARAOKÉ • AMBIANCE GARANTIE
Bar Chez Ioby 974
07/05/2026
🚨 ALERTE PROMO CHEZ IOBY 974 🚨
Misy surprise sy promotion manokana kely ho avy rahampitso ato amin’ny Bar Chez Ioby 974 👀🔥
Ka tongava fa mety hisy zavatra tsy ampoizina ho anareo 🍻🎤
⏳ Rahampitso no fotoana…
📍Bar Chez Ioby 974
🎶 Ambiance • Karaoke
Araho akaiky ny pejy fa mbola misy vaovao ho avy 😉
21/04/2026
🔥 BAR CHEZ IOBY 974 🔥
🎤🍻 MISOKATRA TALATA ➝ ALAHADY
🍺 Zava-pisotro mangatsiaka
🔥 Grill matsiro
🎶 Karaoke tsy tapaka
💥 Tongava miaraka amin’ny namanao dia ataovy miavaka ny alinao !
📍 Atsimondrova
🚫 Mikatona Alatsinainy
👉 Chez Ioby = Plaisir + Ambiance + Souvenir 😎
🙏 Merci 🙏
Tena nahafinaritra ny androany 😍🔥
Feno ambiance sy hafaliana noho ianareo rehetra tonga nanohana ❤️
👉 Miala tsiny indrindra izahay noho ny fahatapahan’ny jiro tampoka izay nanelingelina kely ny fotoana 🙏
Tsy tao anatin’ny fikasana izany fa olana ivelany tsy voafehinay.
Na izany aza, misaotra betsaka anareo rehetra tsy niala fa mbola nanohy niaraka taminay 💯
🔥 Tsy hijanona eto isika… mbola ho mafana kokoa ny tohiny!
📍 Bar Chez Ioby 974
➡️ Tongava hatrany, miandry anareo izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambatondrazaka