Yo ATR
Ataovy fa Tsinjovy ny Rariny✊️
10/06/2026
🔥 ATR – TONGA SAINA (EP) 🎵
Efa azo henoina izao.
https://www.mediafire.com/folder/oaje2ijenm5bd/Tonga+saina
Nijanona ho nofy ela... fa lasa zava-misy androany.
ATR Tonga saina dia:
nitady ny rariny, nifona @ Mum, nitsilo ny ho avy, nanetritena niaraka t@ Onisoa Rasolofotsimba , nankafia life
Aza adino ny mizara sy manome ny hevitrareo. ❤️
Merci be an i
Prod: Alliance Label🙏
Mix /master :Yosckar LK'as 🔥
Image : Tyaamizy Adriann 📷
🌹✨ FÊTE DE MÈRES APPROCHE… ✨🌹
tairo adao hiaraka hifona an i Mum tsika lty ee 🙏
🎥 Extrait officiel bientôt disponible…
Araho tsara ny pejy fa efa ho avy ny émotion ❤️🔥
titre : Mum
artistes : ATR ft Ru di
prod : Alliance Label
mix/ Master : Yosckar LK'as
06/05/2026
Mbola ao iany veee ✌️
Arao milay fona ny pejy de namako aingana😅
🎬 CLIP maivana
"S’ZEYY" – ATR
Samy mandeha amin’ny lalany…
samy manao izay mety aminy io 💯
Prod : Alliance Label
Mix : Yosckar LK'as
Dir : Ran Di
Patiny kely @ le 6 track ✌️
25/04/2026
⚠️ IT’S COMING ⚠️
kely sisa ilay kajy 💿🔥 dia vita ✌️
6 tracks S1. Real story.
Ity no projet an i ATR voalohany 🎤
asio tanana anosika, asio sofim-pieno dia andao hiakatra 🤝
Ataovy vonona ny écoute…✊️
Satria efa raikitra izy ity 😈🔥
Siix be :
Alliance Label la famille
Tyaamizy Adriann 📷
24/04/2026
Tairo andaho mandroso dia sady m-fly
Alefaso ny ketrika sy vision milay
S/o Onisoa Rasolofotsimba 🎙 texte matsiko be ✌️
Tyaamizy Adriann 📷
Te amoka son zah io fa tsy aiko eee🤦( marary saina )
04/04/2026
Anatina life lah mila mahay midelira 🔥
S/o Yosckar LK'as 🎙
Efa ho avy ny son hiarahana zoky be milay 🤝
Araho fona ny pejy ✌️🙏
📷 Fyh Tia
tairo aleo asina milantolanto kely ndray✌️✨️
Yosckar LK'as x ATR
titre : Tsaky paradis
Merci be an' ilay sipa mamy kely Onisoa Rasolofotsimba 😘
ato ny lien tik tok
https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZS-94yvgQWpFhw
Demo trap kely indray aloha ✌️
misaotra an ny équipe eo fona manohana
Son : Alliance Label 🎙
Sary :Sanjï Rãs , Yosckar LK'as , Fyh Tia 📽
montage : Ran Di ; Rak Mahandry Hansi
" izaho tsy mangataka ny ho good fa tairo ny life i Mum ataovy longue"
17/09/2025
Aleo wake up ✌️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Alasora