Cahya Firmansyah

Cahya Firmansyah

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cahya Firmansyah, Actor, Surabaya.

06/05/2024

Lagi bagus disini bre bre ku 😜🔥🔥🔥


05/05/2024

Lagi bagus disini bre bre ku 😜🔥🔥🔥


01/05/2024

Akhirnya dari kesekian kali main di situs , dpt situs yang bener2 gampang keluar skatter..recehan gua jadi jutaaan 😎

Photos from Cahya Firmansyah's post 12/10/2023

Nafana ny fihaonana satria Vahoaka mihoatra ny 500 no Tonga teto Quartier Général ✌️✌️....
Mazava izany fa manohana Tanteraka an ' i Andry Rajoelina ..

Photos from Cahya Firmansyah's post 12/10/2023

Fihaonana Voalohany Teo amin'ny fikambanana Tanora Toliara Manohana an'i Andry Rajoelina sy ny Vahoaka Toliara natao teto @ Quartier Général Ny TGV Tanambao ✌️✌️

12/10/2023

Am-pitiavana no hizarako aminareo anio amin'ny 10 ora maraina ny horonantsary ofisialin’ny fampielezan-kevitra 2023.

Iarahana amin' ireo mpanakanto namako Dadi Love Madagascar , Smaven Smav , Jerry Marcoss , FARAH JHONS , Mr Sayda , Agrad Gasy Ploit , Samoëla - Pejy Ofisialy , Basta Lion , Lion Hill, Ceasar , Chantal'R , Rijade , Dah'Mama Tompon'La klé , Vaiavy Chila Pejy , Fayonne Armada Ofisialy , NAEL Officiel , JAOJOBY "le roi du Salegy" , Dalvis Madagascar Page , Big MJ , Christophe Tsiliva Diddiot , Nashan Nashan , Odyai , THT .

Hahitana ny maha-Malagasy antsika sy ny ahalehiben’ny FITIAVANA nifampizarana tamin’ireo mpiray Tanindrazana manerana ny Nosy.

Mankalaza ny maha-Malagasy!
Mankalaza an’i Madagasikara!

Photos from Cahya Firmansyah's post 09/10/2023

Betroka

Natolotra ireo mponina ao @ kaominin'Isoanala ny tsena manaram-penitra taorian'ny fitokanana azy...

04/10/2023

Hoy i Andry Rajoelina : "" "Raha Andriamanitra no momba antsika, iza moa no ahasakana antsika?" ""

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Surabaya?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Surabaya