Nico Rsy

Nico Rsy

Partager

Bass player from Madagascar based in Paris | ig & TikTok : @nico_rsy

07/04/2026

Maripanan’ny Fiderana - Joseph D'af Paris Janvier 2026

DM 🎷 : Ny Ony Rakotomaharo
🎹 : Zo Tantely Ralaiharimino
🎹 : Kiki Clavs
🎸 : Aromanda Rza
🥁 : Hasintsoa Hirina Raherivahatr'Aina
🔫 : Nico Rsy

04/02/2026

En hommage à Ron Kenoly 💐 Ancient of Days, arranged by CalledOut Music

Ny hiran'i Ron Kenoly no nahafantarako voalohany an'i Abraham Laboriel, bassiste tena enjana am sehatra gospel du début des années 90, ary anisan'ny inspiration-ako raha resaka groove 🙏🏾

Ny tena marina efa ela ity hira ity no tiako atao cover fa vao naheno aho hoe lasa izy dia nataoko aingana lay enregistrement vidéo haha 🥹

Zay ary fa ankafizo e

27/01/2026

On a passé un super moment au concert de Joseph D'af à Paris 🫡🔥
Tena milay ny mitendry miaraka amin'ny grands ee 😂 Na dia nankarary sofina be DM-anay 🤭

🔫🎥 Ento Lavitra arrangé par Mick Ram - version Live Paris 24/01/2026

Musiciens tena enjana na dia tsy dia sérieux aza 🤪
Manager 🥁: Hasintsoa Hirina Raherivahatr'Aina
🎹: Zo Tantely Ralaiharimino & Kiki Clavs
🎸: Aromanda Rza
DM 🎷: Ny Ony Rakotomaharo
Basse : Nico kely 🥹

26/01/2026

Bonjour les loulous 🥰

Mba hifampizarantsika mozika dia nanokatra an’ity page ity ah ho anareo tsy dia mandalo Tiktok sy Instagram 😁

On se retrouve très bientôt pour des covers et les extraits de mes derniers concerts 🎶

N'hésitez pas à suivre la page pour ne rien rater !

Ciao 🫡

Vous voulez que votre personnage public soit Personnage Public la plus cotée à Paris ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Site Web

Adresse

Paris